|
|
|
|

Teny iditra1  fifehezana
Fototeny  2 fehy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba fitondrana, fiadidiana: Mafy ny fifehezan' io mpiasam-panjakana io
5 Lalàna mifehy: Tsy maintsy manaraka ny fifehezan' ny sekoly ianao raha mbola te-hianatra eto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 sashes
7 presidency, inspection, punishment. [1.2]
8 the act of tying something; authority, control, government [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 action de lier; autorité, gouvernement [1.8]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09