|
|
|
|

Teny iditra1  fifaneken-kanonitra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 taratasim-barotra ataon'ny mpividy mametra ny fotoana hanefany ny trosa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 lettre de change. [1.13]
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12