|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fibolisarana |
| Fototeny | 2 bolisatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikorisana noho ny tongotra tsy mahafahatra fa malama ny tany diavina: Mafimafy ihany ny fibolisarany matoa nipitsoka ny tongony
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 5 fibolasirana |
| Fivaditsoratra | 6 fibolasirana, fibolisarana, 7 fisobilarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|