|
|
|
|

Teny iditra1  fibohizana
Fototeny  2 bohy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanosehana ny hafa mba hahazoana toerana bebe kokoa; fampisehoana hery amam-pireharehana; fidongiana zavatr' olona. [1.1]
Tovy hevitra  5 fibohiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12