|
|
|
|

Teny iditra1  fiarafiara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lalaon' ankizy mifampilanja na manao kilanjalanja ka ny tanana mifandika eo anoloana no ilanjan' ny zaza roa ny anankiray fahatelo. [1.1]
Voambolana  4  Kilalao
Tsipelina hafa  5 piarapiara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12