|
|
|
|

Teny iditra 1  fianarana
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the act of learning; studies; a school [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action d'apprendre; études, leçons; école [1.8]
7 étude, apprentissage [1.13]
Ohatra  8  Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
9  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471#31]
10  Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472#31]
11  Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499#60]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how fianarana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fanairana, 15 fanaraina, 16 fanariana, fianarana, 17 fiaranana, 18 ifaranana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07