|
|
|
|

Teny iditra1  fiakanga
Fototeny  2 akanga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina miakanga, izany hoe mianatra ny feon' ny akanga, na mitsaontsaom-bava mankatsy mankaroa na mivelona mitsentsitra ny hafa. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fangaika, 6 fiakanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12