|
|
|
|

Teny iditra1 fetr' andro
Singan-teny  2fetra, 3andro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 a time limit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 limite de temps [1.8]
Ohatra  7 Ny trosan-kaba amin' ny TVA izay tsy nanaovana fangatahana famerenana tao anatin' ny telo volana manaraka ny fetrandro dia tsy azo anaovana famerenana intsony fa azo hampidirina ho fandaniana kosa. [1.384#]
Tsipelina hafa  8fetra andro

Fivaditsoratra  9 fendrotra, 10 fetr' andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02