|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fetahana |
| Fototeny | 2 fetaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana: Nofetahako tehamaina ilay zaza fa nananihany.
5 Petahana: Nofetahany tara tasy ny varavaranay tamin' ny alina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be made to have mud on or in, as the cracks in a wall, or a floor..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 fahatane, 12 fetahana, 13 tafahena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|