|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ferenay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 malahelohelo, manjombona, oriory. [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  ferenay
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 fangorahana. [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  7 eferina, 8 ferenay, 9 fierena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12