|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  felana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny atin' ny ravina mitapelaka: Maitso tanora mahafinaritra ny felan' itỳ ravinkazo
4 Vonin-javamaniry mivelatra: Efa ho vaky felana itỳ voninkazo itỳ
5 Fanaovana teny mamy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 pétale [1.13]
7 En Imerina, il signifie épanouissement, anthèse d'une fleur ; alors que dans les autres régions, c'est le nom de la fleur elle-même (vony en Imerina). Toutefois, on dit felana (et non vony) en Imerina pour certaines plantes ; par exemple le haricot : felan-tsaramaso ; la vanille : felam-banila. Dans ce cas, on emploie aussi le verbe mamela pour fleurir, et non mamony (de vony). [1.196]
Ohatra  8  Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817]
9  Vetivety foana anefa dia indro nisy lehilahy ranjanana anankiray mitafy tapaka ary mirongo felana niakatra ny Rovany. [2.895]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  15  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  16 felam-bony
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)19  felana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Akorandriaka na volafotsy fanaon' ny lehilahy Sakalava amin' ny handriny ho haingo na ody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 coquillage qui sert d'ornement. [Tankarana] [1.19]
23 Coquillage provenant de la mer et de forme petite, est détenu par les indigènes pour leur soi-disant permettre d'atteindre un grand âge. Une variété de coquillage, beaucoup plus grand est porte par les Sakalava, Bara etc..• sur le front ou attaché aux cheveux en guise d'ornement. "Malaimisaraka", "Tongahasina" et "Felana" s'assemblent avec "Fenana" pour la formation de l'amulette. Les personnes placées sous son influence sont soumises aux mêmes obligations que pour "Samalama". [2.605]

Teny iditra (3/3)24  Felana
Singan-teny  25 felana
Sokajin-teny  26  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  27  Haisoratra: boky
Mpanoratra  28 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa

Fivaditsoratra  29 faleña, 30 fanela, Felana, felana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08