|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fehivava |
| Singan-teny | 2 fehy, 3 vava |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 muselière
[3.1] |
| Mpanahaka | 7 fehyvava |
| Teny iditra (2/2) | 8 fehivava |
| Singan-teny | 9 fehy, 10 vava |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 fifadian-kanina
[Taimoro]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | fehivava, 13 fehy vava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|