Entrée fehitenda
Mots élémentaires fehy ; tenda
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1]
Explications en anglais [ fehy tenda ] A neck-cloth, a neck-tie, a cravat. [1.2]
 A necktie [1.7]
Explications en français Cravate [1.8]
Exemples Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [2.470]
Vocabulaire 
Synonymes fehivozo
Autres orthographes 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/04/20