|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fehezana |
| Fototeny | 2 fehy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo
5 Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a bunch.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet
[1.13] |
| Ohatra |
8 Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo.
[2.442#]
9 Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472#] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|