|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fatika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaniry misy tsilotsilony ohatra ny havaotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 thorns.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (le sens général du mot est : épine) Surtout Acanthospermum hispidum DC. (Asteraceae) ; allusion aux épines aigües des akènes qui causent souvent des blessures aux personnes marchant pieds nus. La décoction de la plante serait administrée contre les douleurs du ventre d'après Descheemeaker..
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 fatika |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 nails.
[Provincial]
11 for fatsaka, pellets, small shot. [1.2] |
| Fivaditsoratra | 12 fatika, 13 fitaka, 14 Tafika, tafika, 15 tifaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|