Entrée faribohitra
Mots élémentaires fari- (faritra) ; -bohitra (vohitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy [1.1]
Explications en anglais A quarter or ward of a town [1.7]
Explications en français Quartier d'une ville [1.8]
Exemples 
1Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely. [2.285]
2Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina. [2.508]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/12/10