|
|
|
|

Teny iditra1  faratenda
Singan-teny  2 fara, 3 tenda
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny vazana ny fihaonan' ny lalan-drivotra sy ny lalan-kanina [1.1]
6 vavan'ny fitenenana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 pharynx [1.13]
Voambolana  8  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12