|
|
|
|

Teny iditra1  faran' ny lohany
Singan-teny  2 fara, 3 loha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitovizan-javatra mitohy hatrany: Faran' ny lohany amin' ireo zokinao teo aloha itỳ, anaka, ka mpampianatra indray koa itỳ no maka anao ho vady [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12