Entrée fantsom-boa
Partie du discours locution
Explications en malgache Fantsona avy any amin'ny voa mankany amin'ny tatavia -- fantson' amany miala avy eo amin' ny tatavia mankany ivelany [misy fifanoherana eto] [1.13]
Explications en français Conduit urinaire -- urètre [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes fantson' amany ambany

Mis à jour le 2020/07/31