|
|
|
|

Teny iditra1  fantenana
Fototeny  2 fantina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fidina: Nofontenana izay mpianatra mahay mba halefa handalim-pahaizana any an-drenivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be selected, to be picked out, to be culled.. [1.2]
6 to be sorted out, to be culled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on trie, qu'on choisit. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  fidina, 13  jobonina, 14  tsongaina, 15  tsongoina

Fivaditsoratra  16 fanantena, 17 fanentana, 18 fantenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12