|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanosorana |
| Fototeny | 2 hosotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fantavonana na fandalorana amin' ny menaka, loko... fanamasinana, fametrahana na fanokanana hiandraikitra raharahalehibe sy ambony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act smearing, anointing, or painting; an act of consecration.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action d'enduire, oindre, de peindre action de consacrer.
[1.8] 7 action de frictionner ou d'appliquer un onguent. [1.196] |
| Ohatra |
8 Koa inona ny tombony entin' ny fanofanana sy ny fanosorana?
[1.369#]
9 Jones ny fanosorana, nefa diso be loatra ny ranomainty ka nifotetaka. [2.649#] |
| Fivaditsoratra | 10 fanorosana, 11 fanosorana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|