|
|
|
|

Teny iditra1  fanorotoro
Fototeny  2 torotoro
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manorotoro, mamotipotika.
5 Azo torotoroina. [1.1]
Ohatra  6  ary hiandry azy amin' ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin' ny Raiko. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12