|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanoro
Fototeny  2 doro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 zaka mety mirehitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 combustible [1.13]
Tovy hevitra  6 fandoro
Kamban-teny rehetra  7 fanoromena

Teny iditra (2/3)8  fanoro
Fototeny  9 toro
Sokajin-teny  10  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Fomba entina manoro
12 Azo atoro [1.1]

Teny iditra (3/3)13  fanoro
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Zavamaniry fanao sesi-kidoro ny voniny ary fampandoavana ny raviny (Gomphocarpus fructicosus) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 (de toro : indication, action de révéler, de montrer quelque chose). Gomphocarpus fruticosus (L.) W.T. Aiton et Gomphocarpus cornutus Decne. (Apocynaceae).
17 Voir fanory. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  19 fanoroboka
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  fanoro, 22 forona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17