|
|
|
|

Teny iditra1  fanopazana
Fototeny  2 topy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandefasana, fanatodihana ny maso mba hijery kely miserana: Fanopaza-maso indray mandeha monja amin' ireto zaza fadiranovana ireto no angatahiko aminao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11