| Entrée | 1 fanonena |
| Radical | 2 tony |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaketrahana; fampiononana: Asain' ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra mba ho fanonena ny fo [1.1] |
| Anagrammes | 5 fanenona, 6 fanonena, 7 fonenana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|