| Entrée (1/2) | 1 fanondranana |
| Radical | 2 ondrana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo [1.1] |
| Exemples |
5 Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana
[2.649#]
|
| Entrée (2/2) | 6 fanondranana |
| Radical | 7 ondrana |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en malgache |
9 Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana [1.1] |
| Anagrammes | 10 fanandronana, 11 fanondranana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|