|
|
|
|

Teny iditra1  fanokana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manokana, izany hoe mametraka amin' ny toerana miavaka.
5 Azo atokana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanakona, 7 fanokana, 8 fanonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12