|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanjoko
Fototeny  2 joko
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona manjoko, miondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampahonena fa tsy tokony hampihomehy ny fanjokon' ny olona be taona. [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fanjoko
Fototeny  6 fanjo
Sokajin-teny  7  anarana fanjo sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12