Entrée fanjofo (jofo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina manjofo mikapoka, mamely
¶ Fomba na toetran' ny olona na zavatra manjofo, mandroso tsisy tahotra, miantsambotra midodododo [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] ady [Rakotosaona 1975]

2009/02/23