|
|
|
|

Teny iditra1  fanjepizepy
Fototeny  2 zepizepy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny rano manjepijepy, feno morona: Nahafinaritra ny mijery ny fanjepizepin' ny rano teo amin' ny farihy ilay takariva mena masoandro iny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11