|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanjavonana |
| Fototeny | 2 zavona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fotoana fisian' ny zavona; fisian' ny zavona: Anisan' ny tokony hampitandrina ny mpitondra fiara ny fanjavonana.
5 Fandosirana na tsy fahitana olona na zavatra foana eo: Zava-mahatalanjona ahy ny fanjavonan' ny bokiko teto ambony latabatra. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|