Entrée fanintontsintona (sintontsintona (sintona))
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes fanintona

Mis à jour le 2023/01/20