| Entrée (1/2) | 1 fanindrahindrana |
| Radical | 2 hindrahindra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany [1.1] |
| Entrée (2/2) | 5 fanindrahindrana |
| Partie du discours | 6 nom |
| Explications en malgache |
7 fandokadokafana [1.13] |
| Explications en français |
8 éloge [1.13] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|