|
|
|
|

Teny iditra1  fanifika
Fototeny  2 hifika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manifika, mampiala, manesotra.
5 Azo ahifika: Tsy fanifika ny ondry botry fa mety hanao kambana izy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12