| Entrée | 1 fanidiana |
| Radical | 2 hidy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaovana izay tsy hahafahan' ny varavarana mivoha; fisakanana na fandrarana tsy ahazoa-mandeha [1.1] |
| Explications en français |
5 fermeture [1.13] |
| Anagrammes | 6 andifiana, 7 fanidiana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|