Entrée fangotsoka
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Fangirifirian' ny alahelo, fanaintainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin' izaho tsy afa-panadinana
¶ Fetsy ratsy, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an' iny zazalahy iny aho [Rajemisa 1985]

2009/05/06