Entrée fangotraka (hotraka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy: Efa ampy ny fangotraky ny rano fa vonoy amin' izay ny afo [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20