|
|
|
|

Teny iditra1  fangorona
Fototeny  2 horona
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mangorona.
5 Azo ahorona. [1.1]
Ohatra  6  Izay rehetra eny amin' ny lanitra dia ho levona, Ary ny lanitra hahorona tahaka ny fangorona taratasy; [2.996#]

Fivaditsoratra  7 fangorona, 8 fongorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12