|
|
|
|

Teny iditra1  fanganohano
Fototeny  2 hanohano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon' itỳ firavaka.
5 Fihandrohandro, toetran' ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon' ny ranomason' itỳ zazakely fa omeo vatomamy izy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12