|
|
|
|

Teny iditra1  fanetsiketsehana
Fototeny  2 hetsiketsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory: Mila fanetsiketsehana itỳ fikambanana itỳ fa mitady hatoritory. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11