|
|
|
|

Teny iditra1  fanebiheby
Fototeny  2 hebiheby
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manebiheby, misakana, manelingelina.
5 Azo sakanana, helingelenina; tokony hosakanana, hohelingelenina:. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11