|
|
|
|

Teny iditra1  fandrovitra
Fototeny  2 rovitra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandrovitra.
5 Azo rovitina: Tsy mba fandrovitra ny taratasy toy itony. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fandrivotra, 7 fandrovitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12