|
|
|
|

Teny iditra1  fandrobona
Fototeny  2 robona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra na fomban' ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly ny mpamboly ny mahita ny fandrobon' ny voliny. [1.1]
Tovy hevitra  5 fanorobona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12