|
|
|
|

Teny iditra1  fandrobohana
Fototeny  2 roboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano.
5 Fambosiana, fitaomana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12