|
|
|
|

Teny iditra1  fandroatra
Fototeny  2 roatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiforonan' ny roatra amin' ny zavatra iray rehefa tenehina: Indray mipy maso fotsiny ny fandroatran' ny ronono. [1.1]

Fivaditsoratra  5 afandrotra, 6 fandraotra, 7 fandroatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11