Entrée | fandringana (ringa) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara [1.1] | |
Entrée | fandringana (ringana) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka Azo aringana [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |