|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fandribaratra |
| Singan-teny | 2 fandrika, 3 varatra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A lightning conductor..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 paratonnerre.
[1.13] |
| Teny iditra (2/3) | 8 fandribaratra |
| Singan-teny | 9 fandrika, 10 varatra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 a kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.)..
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 14 famakientana, voakitsonamboa |
| Teny iditra (3/3) | 15 fandribaratra |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées..
[Merina, Bezanozano, Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|