Entrée | fandriaka (riaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny riaka: Loza ny fandriakan' ny rany tamin' ny tany [1.1] | |
Anagrammes | afandrika, fandraika, fandriaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |