|
|
|
|

Teny iditra1  fandraofana
Fototeny  2 raoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanangonana amin' ny tanana; fipaohana, fifaohana zavatr' olona; famaboana (fananan' olona).
5 Zavatra entina mandraoka fako, tany.... [1.1]
Kamban-teny rehetra  6 fampitaovana ho fandraofana

Fivaditsoratra  7 fandarofana, 8 fandraofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09