|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandonahana
Fototeny  2 lonaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanasiana zezika ny tany mba hahavokatra tsara. [1.1]
5 fikarakarana ny tany mba hampitombo ny tsirony. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 fertilisation. [1.13]

Teny iditra (2/2)7  fandonahana
Fototeny  8 donaka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fanetrohana. [1.1]

Fivaditsoratra  11 fanandohana, 12 fandonahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12